4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy ahoana akory - Mamy Andy Lala

Rehefa leo fitia ianao

dia nilaozanao ho ahy

ireo taratasy nomenao ahy

mariky ny fisarahantsika roa

nefa tsapanao tokoa angamba

fa tsy tsara intsony aho

nefa tsapanao tokoa angamba

fa tsy tsara intsony aho



Tsy kivy aho akory sanatria

fa mety maro ny ho tia

ny mampalahelo ahy anefa

ianao izay nilefa

tsy ahoanao, tsy ahoana akory

fa navelanao ’ty olon’ory

tsy ahoanao,tsy ahoana akory

fa navelanao  ’ty olon’ory



Tomany aho mieritreritra ny lasako

tomany aho tena tiako mantsy ianao

tomany aho satria lasa ianao



Rehefa leo fitia ianao...

Partager tsy ahoana akory

Commenter tsy ahoana akory

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mamy Andy Lala